Ampidiro aloha ny tenimiafina
Taiza ianao?
Am C Taiza ianao tamin’ny ora nidona Am C No izao vao mba tonga hifona Dm Am Izaho aty efa biby Dm Am Eh ty foko efa mihidy Am C Taiza ianao fony aho reraka Am C No izao vao hibebaka Dm Am Izaho tsy Tompo ivavahana Dm Am K’hizara famelana F G Ny akanjoko jereo mazàna E Am Misy fofon’olonkafa F G Fandrianako tsapao mafana E7 Am Fa vao eo izy no lasa F Am Fa vao eo izy no lasa
