Tiako Ianao

Lohateny Tiako Ianao
Nampiditra jazz666
Tamin'ny 12/04/2005 16:43
Vangy : 560
    Am              F
Tiako ianao Tena tiako be
            C            G
Fa na mampijaly aza
             Am
Mbola tiako ihany


    Am             F
Tiako ianao Tena tiako be
                  C          G
Fa na ratsy fanahy aza
              Am
Mbola tiako ihany


       C                       G
 fiv : 'Lay eo ambonin'ny fandriana
       Dm                    Am/E
        No itiavako anao ry tiana
       C                   G
        Toy ny varatra mipoaka
       Dm                  E7
        Eo isika no tena ROCK
interlude: Am


Tiako ianao Tena tiako be

Fa na mampifila aza 

Izaho no tena mila



Tiako ianao Tena tiako be

Isaorako ny lanitra

Ianao no tena manitra

 fiv : ....
Solo:Am////
     Am,F,C,G,Am


© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.081