TANY EFITRA

Lohateny TANY EFITRA
Nampiditra jazz666
Tamin'ny 12/04/2005 16:34
Vangy : 329
   G                     D
Na hazo iray aza tsy ho tavela
C                       D
Ho lovain`ireo,izay mandimby eo
     G                D
Na ny rano indray mi-tete
C                       D
Tsy misy intsony ho sotroiny


          G                     D
         Ny masoandro izay nantenaina
            C                 D
         Toa mandoro mampihorohoro
            G                 D
          Ny rivotra hiainana e!
           C               D         Em        
          Toa mamono feno poizina daholo


     Em          G     D                   
ref:Tonga ve ny apokalipsy
     Em  
    Farany izy ity e!
      G       D
   (farany, farany)
Em            G     D
tonga ve ny apokalipsy e!!
Em
farany izy 'ty e!!
 G         D 
(farany, farany)
  Em                  Em
tany efitra a!!!  (tany efitra)!!!!!!!!

    
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077