Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mitsonika aminao
Mirotoroto fidoboka Mivaralila mila hiongotra Miredareda fidonaka Tia anao ity foko mitsonika Misy fijery mamatotra ahy Misy fiteny teny mamiko a! Misy ny toetra mambambo fanahy Aminao izay maharendrika Mitsonika aminao e! Ity foko lasanao Lala ô ! Mitsonika aminao e! Miraradraka Tsisy fanafany a! Fa raofim-potsiny ! Ela ny ela ka rendrika aho Sendra fitia tsy nampoizina Hay nisy nofy iray niombonana Tany ho any ka nokobonina. Misonika aminao e!...
