Matoa
Matoa aho mikalo Izao hariva izao Ka mamborak'eto 'Reo rakitr'efa tao Tsy kalo an-terisetra Tsy didy mahafanina Fa alahelo anao Mikalo fa dia manina Matoa aho mikalo Miritsoka mangina Mitendry ity valihako An-takariva sina Dé fantatro sahady fa ho anao Mihintsy,no nanolorako azy Na tononkira vitsy