MIRARY SOA
Title
MIRARY SOA
Submitted by istraky
On 09/04/2008 07:39
Hits : 326
C C7 F
Mangatsiahitsiahy, mirary soa ny aminao
D7 G G7
raha toa tsy metimety, farofirofy ianao
C C7 F D
‘zaho anefa tsy afaka, hanatona any aminao
D7 G
hikarakara anao.
C A7
Lavitra loatra akia, ny any aminao
D7 G
tsy afaka hanidina, mbola tsy hary elatra
G9 F C
raha hitsambikina, impiry vao tody any aminao
D7 G
hihazakazaka, reraka ny aina.
C C7 F
‘Lay sariko any, banjino raha sorisorena ianao
D7 G G7
hamalifaly anao sy ho fampiononana
C C7 F
‘reo hira fihirako ho anao
D D7 G
ataovy siotsioka aloha raha tsy dia tsaroana.
(A/C : Lucien RANDRIANINA)