Aza ampirafesina
Accords enon'i neo: G C Aza ataonao izao izaho D G f'izaho mbôla tia anao G C Aza ampijaliana D G f'izaho mbola n'inao G C Marary loatra anatin'akahy D G Marary mampitomany G Chérie C G C Angaha tsy hoe hilokaloka fitia G Chérie C D Angaha tsy hoe mandrakizay izy ity G Chérie C G C Aza ampirafesinao izaho G C G Aza hadino voady nifanaovana Marary arô izaho iny Inona ary no tsy ampy aminao ho tanterahiko marigne Fa aza ataonao izao izaho mijaly mafy aho miaritra e Chérie Angaha tsy hoe hilokaloka fitia Chérie Angaha tsy hoe mandrakizay izy ity Chérie Aza ampirafesinao izaho Aza hadino voady nifanaovana ...
