Ampidiro aloha ny tenimiafina
Sexy Girl
[Io izany no averina foana] -> [***] ny farany dia miova rythme 1-E: ---------------------------------------------------- 2-B: ---------------------------------------------------- 3-G: ---------------------------------------------------- 4-D: ---2---2-2---2-2----2--0-----2---2-2---2-2----2--0-- 5-A: ---0---0-0---0-0----3--2---2-0---0-0---0-0----3--2-- 6-E: ---------------------------3------------------------ Zaza niara-kely teny Ambondrona Niara nanary fako fony bitika Niara nisondrotra, niara nitombo e ! Dia niara nitsiry koa ny fitia Dia niaraka nibalady Tafakatra avo be ny maripAna Dia nifanao dina hiara dia e ! Samy nivetsivetso fa hivady Vao maraina dia efa ateriko an-tsekoly Mifampiandry koa raha hody ny hariva e ! Vao 17 taona tsara indry, nanaraka an-dry zalahy tany amin’i AMNESIA Nanomboka teo ianao dia tia nandihy Nanaraka an-dry zalahy INDRA Nanaraka an-dry zalahy KALEIDO Nanaraka an-dry lehirony koa CAVEAU Dia nihanika samirery PAPILLON e ! Dia niaraka taminao ny Sinoa Dia niaraka taminao ny Karana Vazaha be koa ny tato afara e ! Dia lasan-dry lehirony ny akamako Dia lasan-dry lehirony ny fananako Vetavetan’ny Vazaha ity anjarako e ! Fa efa lasany dia tsy averiny eto intsony Lasany dia nasidiny any ambony Izaho indray no noraisina teto r’ireto a ! Eo ianao no noraisina e ! Fiverenana : Fa sexy e !(2) sexy girl e !(2) Fa sexy e !(2) fa sexy girl e !(2) [***] [C G Am G] / tsipika Dia tsy tsaronao ve retsy ianao natosiko tamin’ny kalesy taloha Ankehitriny aho efa voa, ka gestiavanao MERCEDES e ! Dia tsy tsaronao ve retsy isika sy ianao Nifanolotra voatsinefa etsy ambodifilao e ! Ankehitriny ianao tsy misotro raha tsy « FRESH » ‘Zaho tsy mahatakatra CD n’i Maria Carey Anambazako anao sipa o ! Raha tia ahy ianao e ! GORISAGORISA revena ho’a! Aza asiana fanazavana ara-tsiantifika e ! F’efa arako ny toetranao, fa toetran’alika Aza asiana taratasy manazava mankany an-trano Tsy vakiko akory e ! fa tonga dia doro F’efa koboko ianao (2) tamin’ny fahitalavitra Efa koboko ianao fa manao CLIP amin’ny tarika hafa Efa koboko ianao manao MANEQUIN’ny agence TOTEM En plus n’izay e !kilalaon’ny Vazaha koa ianao Fa sexy girl e ! Tsy mahalala menatra intsony e ! F’efa babon’ny vola ny fony Raha any amin’ny Vazaha ny vola e ! Dia raha tsy Vazaha tsy hidola Raha any amin’ny Karana ny vola e ! Dia raha tsy Karana tsy hidola Raha any amin’ny Sinoa ny vola e ! Dia raha tsy Sinoa tsy hidola Fa sexy (2) Sexy girl e ! Dia lasanao any mihitsy ny inspiration-ko ry kalan’iny a ! Rahoviana ary ianao vao hitako Amin’ny magazine VIDEO7 na OK PODIUM na PLAY BOY’z e ! Fa sexy an’Antananarivo ianao, tsy mihoatra an’i Gasikara Tokontaninao tsy misy afa-tsy Antaninarenina dia TsaralalAna e ! Dia tsy hiandry anao intsony i Samoela F’efa dilan’ny ela sy ny ela e ! Fa ny lasa tsy hiverina intsony Na dia naratra ny fony e ! Ny hoavinao no antsoiny tody Dia varatra sy hozona e ! Tsatok’antsy sy poizina Te-hianjera aminao iny ho valin’ny fahiny Hanafaka tsiny sy ho tamin’ianao virijiny ho’a! Fa sexy girl e !...
