Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ravitoto
la re la potika aminao mafy aho izany sombinaiko tena tiako o mi la ravitoto mivelatra eo am-bilihako o la re nampirafisinao aho zany tain'omby tain-gisa o mi6 la mbola potika aminao aho e (indroa) tany ampitan-dranomasina aho nalahelo saika lasa adala nanjononjonotra somototra lasa vinany o saika handeha hamono tena aho nefa tojotojo taovan-kena o taovan-kena ratsy fositra malanolano (indroa) ravitoto voatotototo ny vavoniko marokoroko manao veloma an'ahy izy e namela fofom-boninkazo izy etsy am-bodimbodi-goavy etsy fofom-boninkazo lozitra mitsitokotoko o (indroa) ravitoto aloha ny androany fa ny ampitso izay vao tsaramaso miaraka amin'ny vary be mitafotafo ravitoto sy voanio anie no recette tena malagasy o trafon-kena mievitrevitra any anatiny any (indroa) potika aminao mafy aho izany sombinaiko tena tiako o ravitoto mivelatra eo am-bilihako....
