Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ekena re !
SOL Eny re ! RE SOL Fa mazana ianareo ka mirehareha SOL Ekena re ! RE SOL Fa mazana ianareo fa manana aleha MImin RE Fa anareo ny asa, MImin RE nefa ianareo tsy miasa MImin RE Lanianareo ny vola, DO RE avy eo nareo midola ! Eny re ! Fa katraka ianareo, ka mampifilafila Ekena re ! Tafiakatra ianareo, ka mampivaralila Tsy ahoanareo akory, Na be ny sorisory Angady mampahory aleonareo matory Drodroka, sady efa vizana No tena very aina, ho'aho Sempotra tany am-pandihizana F'ianao lay nantenaina Hitondra ny faneva, Hijoro sy ho meva No nivadi-belirano Ka nampiditra angano Angamba re, tsy tsara afangaro Ny saina sy ny aina Asehoy ho fantatry ny maro Ireo zava-tsy ilaina Fa maro ireo pôk'aty manabatibaty Ireo no mamosavy antsika mianakavy !
