Tafavoaka
Title
Tafavoaka
Submitted by Misandrata
On 18 hours ago
Hits : 15
Exo 01 }
Ianao Zay manatrika eto
Mitomany sy misento
Izao lazaiko anao misy maso mijery anao,,mahita ny ady nao mamaha ny olana nao ny tanjony hapadroso anao fikiro Jesosy fa hitany anao izy e
{Refrain}
Tafavoaka aminy adino Aho e
Jesosy no niady ho ahy tafavoaka Amin adiko Aho izy nanavotra ahy
Nialoha lalana,,nitarin_dalana
Tanteraka ilay teny Fikasany izaho hangina fa izy hiady ho ahy e
{Exo 02}
Izao no lazaiko anao
tapaho ny hevitrao
hararoty izay azo Atao
MBA tsy hanenenanao
Jesosy no fanalahidy
hapisokatra varavarapitahiana Amin Fiainanao izy e