Tafavoaka (Groupe Misandratà)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Exo gufauj 01 }

Ianao Zay manatrika eto

Mitomany sy misento

Izao lazaiko anao misy maso mijery anao,,mahita tkagr ny ady nao mamaha ny olana nao ny tanjony hapadroso anao fikiro Jesosy fa hitany anao izy e


{Refrain}


Tafavoaka aminy adino Aho e

Jesosy no niady ho ahy tafavoaka Amin adiko Aho izy nanavotra ahy

Nialoha lalana,,nitarin_dalana

Tanteraka xsgfz ilay teny Fikasany izaho hangina tononkira.serasera.org fa izy hiady ho ahy e


{Exo 02}

Izao no lazaiko anao

tapaho ny hevitrao

hararoty izay azo Atao

MBA tsy hanenenanao

Jesosy no fanalahidy

hapisokatra varavarapitahiana Amin Fiainanao izy e

--------
Rohy:
Hevitra
Misandrata ( 18/08/2026 22:30)
Hamonjy anao izy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Misandratà
Vangy : 153
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Misandrata
Daty : 18/08/2026 22:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0434