Comments about Sanja
Back to Sanja Submit a comment
frandria (
31/03/2005 15:32)
Ny tarika Sanja dia niforona tany amin'ny faritry Normandia (Frantsa) tamin'ny taonarivo faha telo.
Ny tarika Sanja dia tarihin'i Sambatra (mpitendry kabosy manana traik'efa) ary ny mpikambana hafa dia i N'Jaina (Gitara, marakasy, aponga), Fidy (Gitara, gitara basy), Kajojo na José (Gitara baha gasy) ary i Paulo (Clavier).
Ny tanjon'ny tarika ankehitriny dia ny hampiroborobo ny talenta avy amin'ny faritr'i Fianarantsoa (Horija, kabosy, sareba) nefa manao bahan-kira hafa koa. Eo am-panomanana ny rakitr'hira voalohany ny tarika amin'izao fotoana izao.