Sanja

Hampiditra sary Nampiditra frandria
31/03/2005 10:32
Hiran'i Sanja 0 Jereo eto
Vangy : 1436
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Ny tarika Sanja dia niforona tany amin'ny faritry Normandia (Frantsa) tamin'ny taonarivo faha telo.

Ny tarika Sanja dia tarihin'i Sambatra (mpitendry kabosy manana traik'efa) ary ny mpikambana hafa dia i N'Jaina (Gitara, marakasy, aponga), Fidy (Gitara, gitara basy), Kajojo na José (Gitara baha gasy) ary i Paulo (Clavier).

Ny tanjon'ny tarika ankehitriny dia ny hampiroborobo ny talenta avy amin'ny faritr'i Fianarantsoa (Horija, kabosy, sareba) nefa manao bahan-kira hafa koa. Eo am-panomanana ny rakitr'hira voalohany ny tarika amin'izao fotoana izao.

Hevitra momba an'i Sanja

frandria (31/03/2005 15:32)

Hiran'i Sanja (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3387