Ludger Andrinajaka

Add a photo Submitted by Kotsur
07/04/2015 08:19
Ludger Andrinajaka's song 0 Click here
Hits : 950
Likes : 0 Like

More info

Ludger Andrianjaka.

Tononkira: Rotsirotsy


Rotsirotsy (Ludger)

Aza ireo oram-panala
no nandraisan-tsika an'Andriamanitra
Tsy mba nisy nampahalala
Ilay hiran-tian'ny lanitra

Tsy mba nisy fandrian-jaza
Nambomba ity zaza ity
fa vilo-maintso fotsiny aza
teo ampofon'ny reny tia

Rotsirotsy zanako izany
Hoy ny Maria reniny
Mamirifiry ny tany
O Matoria, ô matoria
Fa aza tomany

Ry Tompo ô
Matoa ianao
Manaiky hijaly toa izao
Dia nohon'ny fitiavanao
Hamonjy anay
Misaotra anao, Misaotra anao.

Ludger Andrianjaka

Comments about Ludger Andrinajaka

Kotsur (07/04/2015 08:20)
Misaotra mampihely

Ludger Andrinajaka's song (0)

Audio not found

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0781