Hevitra momba an'i Ludger Andrinajaka

Hiverina amin'ny Ludger Andrinajaka Hampiditra hevitra
Kotsur ( 16/04/2015 04:46)
Miala tsiny fa diso tsipelina ilay anarana. Mba azonao esorina ve ilay Ludger Andrianajaka?

Misaotra dieny mialoha.

N.B.: efa nataoko tao amin'ny laoniny ilay izy

Aza tsiny loatra.
hery ( 07/04/2015 10:05)
Efa misy mpihira hoe Ludger Andrianjaka ao (Fa tsy Ludger Andrianajaka)

Mandehana ao amin'ny hoe [Hampiditra hira] dia fidio ao amin'ny mpihira i Ludger.
Kotsur ( 07/04/2015 08:20)
Misaotra mampihely
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2089