LISY sy LANDY

Hampiditra sary Nampiditra narihe
03/11/2003 13:36
Hiran'i LISY sy LANDY 2 Jereo eto
Vangy : 2697
Mpankafy : 0 Ankafizo
Lisy sy Landy dia Mpanakanto azo lazaina efa
ela ihany. Mpiray tam-po izy ireo.
I Lisy dia efa ela no nanomboka niditra teo
amin'ny sehatry ny hira. Tao amin'ny tarika M.R.Razafy izy no niantomboka ary maro ireo
hiran'io tarika io no efa nohirainy, avy eo izy dia
mpihira tao amin'ny orchestre DIAP CAPSAT
niaraka tamin'ny Aurélie sy Bijou. Maro ihany
koa ireo mpanakanto efa niarahany ary anisan'
izany Henri Ratsimbazafy izay mbola ao izy
ankehitriny.
I Landy indray dia mpanakanto nandeha irery
hatramin'ny niantombohany, nefa na izany aza
dia maro ireo mpanakanto izay mampiara-peo
taminy. Maro ireo hira efa novokariny ary anisan'
ny nampisongadina azy dia ny nanavaozany
ny hira nokaloin'i Barijaona sy O'Suzah miton-
dra ny lohateny hoe : "Bako".
Mampiara-peo matetika ihany koa izy miraha-
vavy toa ny "Bao sy Soa".

Hevitra momba an'i LISY sy LANDY

narihe (03/11/2003 18:36)

Hiran'i LISY sy LANDY (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1849