Kiky
Comments about Kiky
romi (10/05/2006 11:24)
Manana talenta hafa kely, tokony ho lasa lavitra be mihitsy satria tena ao aminy ny tena kanto, tsy mifanalavitra amin'ny any ivelany ireny ny zavatra vitany, miezaha hatrany ary mba somary asio tonony gasy kely le hira fa mbola mety milay be koa. Ok
Kiky's song (0)
Audio not found
