Hevitra momba an'i Kiky

Hiverina amin'ny Kiky Hampiditra hevitra
romi ( 10/05/2006 11:24)
Manana talenta hafa kely, tokony ho lasa lavitra be mihitsy satria tena ao aminy ny tena kanto, tsy mifanalavitra amin'ny any ivelany ireny ny zavatra vitany, miezaha hatrany ary mba somary asio tonony gasy kely le hira fa mbola mety milay be koa. Ok
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3031