K.A.A

Submitted by mimita
12/05/2004 19:37
K.A.A's song 0 Click here
Hits : 1762
Likes : 0 Like
ny K.A.A ve?tarika gasy iray zay mba niforona aty Canada e!telo zareo no ao @ tarika ka 2 lahy ary vavy 1 dia izy roa lahy mpitendry ny mozika ary le vavy kosa mpihira,zay aloha no fantatro momba azy io ka d mankafiza fa mba vitsy zany tarika miforona aty zany ry reto a!
refa misy fanampiny de milaza vao2 ihany e!!

Comments about K.A.A

rasam (26/12/2003 06:16)
araka ny fantatra aloha dia hoe mpihira malagasy avy any amerika latina any ry zareo ary manao remix maromaro izay hita fa tena milay sy avo lenta tokoa hirariana ny mba hisian'ny vaovao fanampiny e

K.A.A's song (0)

Audio not found

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0108