Comments about K.A.A

Back to K.A.A Submit a comment
mimita ( 31/01/2006 17:04)
tena mampalaelo fa otrany tsy misy intsony ndray zany zao le KAA!!asa izay mety ho tohiny na ahona!!
mimita ( 12/05/2004 23:37)
ny K.A.A ve?tarika gasy iray zay mba niforona aty Canada e!telo zareo no ao @ tarika ka 2 lahy ary vavy 1 dia izy roa lahy mpitendry ny mozika ary le vavy kosa mpihira,zay aloha no fantatro momba azy io ka d mankafiza fa mba vitsy zany tarika miforona aty zany ry reto a!
refa misy fanampiny de milaza vao2 ihany e!!
rajocan ( 21/01/2004 23:40)
Tsy Amerika latina tompoko fa ny marimarina kokoa de Amerika Avaratra...Canada zany raha ny tena marina.
rasam ( 26/12/2003 06:16)
araka ny fantatra aloha dia hoe mpihira malagasy avy any amerika latina any ry zareo ary manao remix maromaro izay hita fa tena milay sy avo lenta tokoa hirariana ny mba hisian'ny vaovao fanampiny e
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2799