Comments about ALAIN NDRINARIFETRA
Back to ALAIN NDRINARIFETRA Submit a comment
pisoroa (
16/09/2009 10:23)
Pisoroa
Faly be aho mahita an'i Alain ndrinarifetra ato. Izy dia anisan'ny tena mahay mihira, beso raha rodobe ary hainy ihany koa ny miangaly ny feo fahatelo, nanana tombony manokana aho afaka niara-nihira taminy satria dia iray antoko mpihira izahay fony izy teto Madagasikara.

njaranirina (
04/12/2005 23:25)
I Alain ndrinarifetra moa dia mpihira efa fantatry ny maro teo amin'ny lafin'ny zava-kanto.Izy dia zanak'i Farlah izay tsy zoviana amin'ny mpiaino ny Radio Madagascar.Ny hirany tamin'izany fotoana izany hoe (Z'inona moa isika olombelona?) niarahan'iFarlah tamin'i Henriette