Iny ny làlana (Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny ny làlana mankany aminay
Mamaky ny havoana, mitety ny saha
Tsy lavitra akory na hoe mangingina
Raha ho any ianao dia tongava maraina.

Faly aho izao, ho any aminao,
‘Ndeha ho any aho ‘zao, manjombona ny aty.

Ianao tsy mahare ilay bitsika ato anaty
Fa efa leo ny tabataba isan’andro vaky
Henoinao anie ny ao anatiko ao
Fa dibok’hafaliana ho’aho raha ho any aminao
Rehefa tonga aho, tonga any aminao
Dia ho hitantsika eo ‘zay mety hatao
Fa velom-bolo aho hamafa alahelo
Manjombona ny atý



Tonony sy feony : Parfait Lalanirina
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Zopanage
Hits : 2664
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 06/03/2015 12:09
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0116