La misinisiny (ZAKA RAHARITIANASOA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
La misinisiny gn'ainay zao JesoNoho gn'Amenao
Fa hasoava le bevata bibike
Nitahianao anay
Velogn'ay Jeso...
La vareake gn'ainay zao fa vototse
Hasosora be
Fotogne tsy ino fa hasoana
Iha Mpandomba be
Velogn'ay Jeso...
Refrain:
Velogn'ay Jeso manana Anao
Kila raha iabe foinao ho anay
Haveloma bevata lahy e
Mahavelo Ndrianagnahare
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZAKA RAHARITIANASOAVangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ZAKA76
Daty : 28/03/2026 08:04
