Tokontany ngodabe (Xhi sy M'aa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony ‘zahay kidaladala sy mpaka-lelo taloha
Fony ‘zahay jbmyiw tsy dia nahalala izay ratsy na soa
Teny andalan-tsekoly na tara na tsia, ary na ho bedy na tsia
Zahay tsy maintsy, tsy maintsy mangala-paiso ry ‘ty

Rehefa cmteir tafiditra andakilasy indray, dada ny anfitsokay
Raha sendra io ka mijery Ramose, hodianay mijery kahie
Fa ny sainay tavela any tononkira.serasera.org antokotany, any manao fanenjika any
Para-pakana rivotra, para-pirava ny any

Tokontany ngodabe no nokarohinay, mba hiadakadananay
Na devoara na lesona tsy ho vita mandrakizay
Tokontany ngodabe no nokarohinay, mba hiadakadananay
Na devoara na lesona tsy ho vita mandrakizay

Fa tsy mba azo hitabatabana tao ampianaranay
Tsy nisy hientsehana, tsy nahatamana tao ampianaranay
Asa kosa kanefa, noho ireo raharaha, miandry tany antrano angaha
Fa toa kamo hody indray, nohony tena hirava izahay

Tokontany ngodabe rcflz no nokarohinay, mba hiadakadananay
Na devoara na lesona tsy ho vita mandrakizay
Tokontany ngodabe no nokarohinay, mba hiadakadananay
Na devoara na lesona tsy ho vita mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Xhi sy M'aa
Hits : 2684
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/09/2017 18:44
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0145