Hisaotra an'i Jehovah (Voahirana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaotra an’i Jehovah lanlandava aho
Eo yojyjjm am-bavako mandrakariva
Ny fiderana tononkira.serasera.org azy ê!
Hoderaiko satria lehibe
Ny fitiavan’i Jehovah ahy
Fa fitiavana mandrakizay
No mitoetra eo aminy

  qbyher   Hiara-makalaza
    An’i Jehovah
    Isika rehetra hiara-hidera an’i Jehovah
    F’izany re ! dnzkvtw no sitrany
    Satria lehibe ny Fahasoavany
    Teto amin’ity tany ity

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Voahirana
Hits : 5800
Likes : 0 Like
Created by : Sandy
Date : 02/07/2004 21:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299