Arakandron'Andriana eny aho (SAL 22) (Vetson'I Fianar)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsa misy ina ahîna
Kilanjy soa ro itondrany an-tegna
Moron-drano mahavelom-bolo
Velombelogna soa ny aigna
Migalabogna amy tena làlagna
Dia ny Andriana e ro masîgna !

    Arakandron'Andriana eny aho ee!! arakandro ee!!

2- Laky akory làla-mangigna
Ho aty lohasaha  maimaigna
Tsa atahorako n’ina n’ina
Lavitsa ahy zay hoe hangoaigna
Fa Agnao miaraka aminahy
Azoko atoka ny tehinao

3- Sakafoananao soa ho voky aho
Laky eo ny tsa hilaza soa
Hosoranao menaka eny aho
Zemonjemona hatagn’an-doha
Tena hipoka roa ny kaopiko
Fa finoanao ho safomorogna

4- Sambatsambatra roa ny tegna
Ny aigna izao  ro soa tsa ho mate
Finaritsa aho miaraka aminazy
Metimety koa an-dragnony ao
Hiatomboka eny moa ny tegna
Tapa-kevitsa aho fa tamagna
                    
                                   A/C: Pere Ramala
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vetson'I Fianar
Hits : 40
Likes : 0 Like
Created by : 586b
Date : 05/02/2026 10:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1474