Manana finoana (VAZON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ifhne toa ka mandao ireo sakaiza
Raha toa ka mandao ny olon-tiana
Izao no tsarovy e!
Tsy irery ianao, manàna finoana e
Mbola ao Jeso
Raha roa tononkira.serasera.org ka tsy metimety ny fiainanao
raha toa ka feno adin-tsaina lava izao
Izao no aqwih tsarovy e!
Tsy irery ianao, manàna finoana e
Mbola ao Jeso
Raha toa ka fahoriana maro no mihatra
Raha toa ka fitsapana mila tsy ho zaka
Izao no tsarovy e!
Tsy irery ianao, manàna finoana e
Mbola ao Jeso
Refrain
Antsoy Jeso, izao anio izao
Antsoy Jesoa, fa Izy tsy mandao
Ireo olanao, lazao Azy avokoa
Dia hisinda hatreo ny aretin'an-doha
Mbola ao Jeso ijilqqo
Raha toa ka mandao ny olon-tiana
Izao no tsarovy e!
Tsy irery ianao, manàna finoana e
Mbola ao Jeso
Raha roa tononkira.serasera.org ka tsy metimety ny fiainanao
raha toa ka feno adin-tsaina lava izao
Izao no aqwih tsarovy e!
Tsy irery ianao, manàna finoana e
Mbola ao Jeso
Raha toa ka fahoriana maro no mihatra
Raha toa ka fitsapana mila tsy ho zaka
Izao no tsarovy e!
Tsy irery ianao, manàna finoana e
Mbola ao Jeso
Refrain
Antsoy Jeso, izao anio izao
Antsoy Jesoa, fa Izy tsy mandao
Ireo olanao, lazao Azy avokoa
Dia hisinda hatreo ny aretin'an-doha
Mbola ao Jeso ijilqqo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VAZON'NY LANITRAHits : 1038
Likes : 0 Like
Created by : sissi kely
Date : 08/02/2022 20:11
