Manganohano (Vahine)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
        tononkira.serasera.org    MANGANOHANO
1.
Raha mahatsiaro iny lokon-danitra iny
Mahatsiahy ny endrikao
Ny masonao manganohano fitia
Raha nanaiky hiara-dia sy hifangia

Fiv :
Manganohano qdiuse ôôô
Manganohano ilay fitia
Nomenao ahy
Manganohano ôôô
Manganohano ilay fitia
Nomeko anao

2.
Raha mijery iny volana eny ambony
Mahatsiahy ny endrikao
Ny masonao manganohano ery
Nanambara ilay fitia hoe ho doria

Fiv :
Manganohano ôôô
Manganohano ilay fitia
Nomenao ahy
Manganohano ôôô
Manganohano ilay fitia
Nomeko anao

      (Instru : Sax)

Fiv :
Manganohano ôôô
Manganohano ilay fitia
Nomenao ahy
Manganohano ôôô
Manganohano ilay fitia
Nomeko anao

3.
Raha mijery iny kintana eny ambony
Mahatsiahy ny endrikao
Mipendrapendrana fitaratra aok'izany
Toy ireo fitsikinao
Nomenao ahy

Fiv :
Manganohano ôôô
Manganohanon'ny hafaliana
Ny endrikao
Manganohano ôôô
Manganohanon' ny mpnl hafaliana
Izaho sy ianao.

     tobvjuye  (Instru : Sax)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vahine
Hits : 25
Likes : 0 Like
Created by : Rijamiarymusic
Date : 12/09/2026 23:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291