Mahaontsa (Vahine)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly ery ny mpianakavy
Fa tratry ny fety
Ny ankizy feno tsiky,samy mivikiviky
Nahazo bwzrfc kilalao

Tsy mba takatry ny sainy, fa any ambadika tononkira.serasera.org any ho any
Misy ireo zay mitomany maniry ny ho faly
Saingy tsisy ny apoaka, zara aza raha milaoka
Mihafihafy izay tsy izy toa tsy mba ankizy

Ravoravo ery somebiseby,
Mihaingo mirenty
Nde hamonjy ny tempoly, avy eo hiala voly,
hisotro; hilalao

Fa mba ho aiza kosa anefa
Ireo mahantra izay marisa
Mipitrapitra mahonena
Mijery ny trema

Ny  ao oqmexj  am-pony ontsaontsa
Miboiboika sy manonja
Manesika ny tena mmodjnl hanonona
Ilay  Ray izay tompoina

Tsy ontsa ve ny fonareo mahita azy ireo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vahine
Hits : 3987
Likes : 0 Like
Created by : havannah
Date : 23/02/2019 14:22
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0098