ô le tsiliva (Tsiliva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
a mitsangana koahy tsika iaby x2
nahazatra nan’ny olobe io tsy mifidy x2
etsika magnaloha atskia iaby x2
etsika moramora tsy misy ndaty e x2

o le tsiliva tariho lalantsika x2
ndeso mitongila somary misompira x2
ndeso milangila avec velondrira x2

o le tsiliva tariho moramora x2
somary kalimevo fa feno ny jabora
ary kalimevo fa feno ny jabora
ndeso manamora fa feno ny jabora
ndeso moramora fa feno ny jabora

ao neny marary e, tsy malany kaly e x2
ary ny kilalake izay mahafaka azy e x2
ndeso manambany izay mahafaka azy e x2

o le tsiliva somary misitily x2
andeso mirepake soa miditry le feeliny x2
a mirepadrepake soa miditra le feeliny x2

o le tsiliva tariho lalantsika x2
ndeso mitongila somary misompira x2
ndeso milangila avec velondrira
ndeso mitanila avec velondrira

o le tsiliva tariho moramora x2
somary kalimevo fa feno ny jabora
ary kalimevo fa feno ny jabora
ndeso milangila fa feno ny jabora
ndeso moramora fa feno ny jabora


BBK
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiliva
Vangy : 6325
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : manitry
Daty : 12/05/2006 11:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741