You are here: home > Tononkira > Tsiliva

Andao hi-dance (Tsiliva)

ANDAO HI-DANCE

« ‘Ndao ‘zalahy misikina
Fa antsika hi- dance e ! hi-dance kilalaka e ! (ooo !!)

Senkidabo misikina fa tsika H-D e ! x2
Sombondragna mihaviana fa tsika hitsinjaka e ! x2
(Tsika hitsinjaka e !)² (hanao kilalaka e !)²
(Tsika iaby e !)² (hanao kilalaka e !)²

FIV : in-2
‘Ndao mitsangana antsika iaby e ! e !
Hamovokovoka, hanintsa-parasy e ! e !
Na ny nahoda na ny kara e ! e !
Ario malaky tai-paaraky e ! e ! ia !
(Tsy hipitipitika e !)

Izaho ‘zao ! te hanao baly
Te hanao baly, ka falifaly
Antsotsoy toaky, atsotsoy ny kaly
K’asia komondro, fa tsy koe_ny adyi !
... Aforeto le maika e !

(Andao hidansy)² (na chérie na katy)² x2
(Mitsangana antsika iaby e !)²
(Mitsangana andao hidansy e !)²
(Anio marary e !)x4 (tsika tsy manan-droa)²
(Amin’andoha)x3 Aforeto ! ao ‘zay

Senkidabo misiktononkira.serasera.orgina fa tsika H-D e ! x2
Sombondragna mihaviana fa tsika hitsinjaka e ! x2
(Tsika hitsinjaka e !)² (hanao kilalaka e !)²
(Tsika iaby e !)² (hanao kilalaka e !)²

FIV :
‘Ndao mitsangana antsika iaby e !
Andro ray toa zato koa ny androany e !
Na ny nahoda na ny karà e ! e !e !
Atomboy androany ny kara e !e !e !
   (Feon-kira + Fiv)

Izaho ‘zao ! te hanao baly
Te hanao baly, ka falifaly
Antsotsoy toaky, atsotsoy ny kaly
K’asia komondro, fa tsy koe_ny adyi !
... Aforeto le maika e !

ZALAHY E ! k’asia koropaka e !
Fetintsika rotaka e ! ooOOoo (sûre e !)

(Asio kelikely) asio kelikely angah a !
(Omeo kelikely) omeo kelikely angah a !
(Asio kelikely) asio kelikely angah a !
(Omeo kelikely) omeo kelikely angah a !

Omeo !! kely angah a !
Asio !! kely angah a !
Omeo !! kely angah a !
Asio !! kely angah a !
? FRAPOLI Tsitsï Ryan :-)

Mpihira : Tsiliva
Mpamaky : 615
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tsitsiiloparf
Tamin'ny : 01/02/2020 07:42:24
ID : 12517

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo