Etsy am-bavahady (Tselonina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Etsy ambavahady aho miandry anao handeha
Ny andalovanao fotsiny aloha dia efa zava-dehibe
Izay fomba iresahantsika io no mamaky loha sola oo
Tsy mahita fika ka miarara dia mampandrora

Ahoana no anaovako azy eee
Tonga dia bedaiko sa avelako hiteny kely ihany
Ahoana sy ahoana ee ny anaovako azy ee
Raha tratrako androany, asabotsy ataoko mariazy

Miandry anazy aho iny hariva somambisamby
Maizin-dratsy aho iny e iny miala any
Vao injay hita kely dia tsy izy irery fa toa olon-droa ooo
Very aho lesy a, nisitrika nisaoty tamboho o
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tselonina
Hits : 1856
Likes : 0 Like
Created by : lotibe
Date : 16/04/2019 11:37
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734