Malalako ianao (Tsanta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Betsaka no nandalo fa ianao Hafa ihanyRehefa anilanao za ohatran'ny tsyy eto an-tany
Mbola tsy niova fa ohatran'ny omaly
Tsisy hafa tsy ianao ihany no mahay azy
Hoe Za Tia Anao , Za Mila anao
Malala enao aza miahiahy , fa iha raika avao dia efa ampy anahy
Tsy ho vofafa ato am-poko oa ilay Daty iray
Nekeko iarahana aminao hoe ho Mandrakizay
Fa ny anah Fitia mandoro ato anaty
Tsy ho avelako ho Rava
Fa io efa vita fatomaty
Ka na iza handrava , na iza ampiady
Tsika roa no mahay anazy
Efa-taona tsy avela ho loa sy ho lao
MALALAKO IANAO
REF: Malalako ianaooo (*4)
Fa iha raika avao dia ampy anahy !!!
Malalako Ianao (*4)
Ny fotoana mandeha mafy fa tsy mora
Tsy hitahita akory ny fikisakin'ny ora
Rehefa za tantananao , rehefa za fihininao an-tratranao
Ny alina aho mikipy manonofy anao
Mitarika ny tanako hoe andao , andao
Za ho ampiakarinao ambonin'ny alitara
Na tsy izaho ilay tena Tsara
Hitia anao aho na tsy voaloham-pitiavanao
Malala ianao aza miahiahy , fa iha raika avao dia efa ampy anahy
Tsy ho vofafa ato am-poko oa ilay Daty iray
Nekeko iarahana aminao hoe ho Mandrakizay
Fa ny anah Fitia mandoro ato anaty
Tsy ho avelako ho Rava
Fa io efa vita fatomaty
Ka na iza handrava , na iza ampiady
Tsika roa no mahay anazy
Efa-taona tsy avela ho loa sy ho lao
MALALAKO IANAO
Aza miahiahyy
Fa Iha raika avao , Iha Raika avao
Yeahhhh Yehhh Yehhh
Malalako Ianao
Fa iha Raika avao dia efa ampy anahy
Hmmmm , " MALALAKO IANAO "
A/C : Tsantaa
Nampiditra Hira : Mickaell HR
--------
Link: