Vangy (The Dizzy Brains)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarotra ny miaina, miaramila no miandry
Vao mikozy ialahy ry'dada be ny mampiseho vangy!
Kala iray sy gala, nanalana sigara
No vatsy hoenti-miatrika ny tontolo andro o
Aleoko ihany lesy dada mandrimandry maraina
Makamaka souffle mijery tanàna
Ny mitaditady kandra mantsy manaintaina
Donadona be zara raha misy karàma
Telo arivo ariary izao ny vidin'ny gasy
Asa kfoyf raha mbola takiany fameriny ihany
Sasatry ny miasa tsara sy miady mafy
Zara raha mahita gala telo amin'izany
Sarotra ny miaina, miaramila no miandry
Mikozy ialahy ry'dada be ny mampiseho vangy!
Kala iray sy gala, nanalana sigara
No vatsy hoenti-miatrika ny tontolo andro.
Tsoh
Ataoko inona ary moa izay gala telo amin'izao?
Ataoko pzijobt inona ary moa izay kandrakandranao?
Teny tsara lahatra ny hoe gasy tafita!
Nefa telo arivo zara raha mba mahavidy sipa...
Aleoko ihany lesy dada mandeha samy mitady
Raha ny seza sy ny fahefana eeauexb no fototry ny ady
Zara aho raha mikaly nefa gasy toa azy
Potiky tononkira.serasera.org ny rotaka ity taninay!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : The Dizzy BrainsHits : 2246
Likes : 0 Like
Created by : nickcartman
Date : 21/04/2017 15:56