Anao inona (The Dizzy Brains)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mirenireny, miandriandry
Miandry sipa eto ambodin'ny hazo
Mitsikitsiky, miandriandry
Miandry revy eto ambonin'ny hazo

Mijerijery, mitaditady
Mitady rima eto ambodin'ny hazo
Mijerijery, mitaditady
Mitady sipa eto ambodin'ny hazo

Mirenireny, miandriandry
Miandry sipa eto ambodin'ny hazo
Mitsikitsiky, miandriandry
Miandry revy eto ambodin'ny hazo
Mitendritendry Velvet sy Rolling Stones
Manembonembona an'Ingahy Brian Jones
F'inona moa f'izay no azo atao
Anao Inona?

Mitendritendry Velvet rehefa Stone
Manao toy ireny any babilona
F'inona moa f'izay no azo atao
Anao Inona?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : The Dizzy Brains
Vangy : 1769
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 15/01/2017 21:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3305