Anao (Tefy Rak)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao ahy eh
Tatara tara
Tatara tara
Tatara tara
Tatara tara

Manonofy anao
Anao za aminy lqibpzp align'iny
Baby gyal of my dream izy iny
Zaho hiala ra tsy ano
Atsarana nao
Efa tsisy malagny
Na hitety tety vazan tany
Za efa tsy hiala oh

Asiko peratra tananao
Volano jiaby izay rah ilainao
Ampiadaniko anao mamy
Gater-ko ano niany
Azovy jiaby manadala anao
Kafiriko aby ra tia angalanao
Baby ako anao vadiko
Tsy ambelako ano no

Ka ra misy mbola fady ny antsika misaraka eh
Baby zah tsy ampirafy tononkira.serasera.org ano tsy ampitomany eh
I'mma make you my love oh love oh
Satria za efa in love oh love oh
Bad gyal baby-ko ano woah
Woah

Anao ahy eh
Anao ahy eh
Anao ahy eh
Anao ahy eh
Anao ahy eh
Za tsy anolo fa anao ahy eh
Anao ahy eh
Anao ahy eh
Anao ahy eh
Anao ahy eh
Anao ahy eh
Efa zah sy anao oa eh yeah

Midobodoboka
Doboka ny foko
May may nahitako kara ano io
Ma bebe
Very very koa tsisy anao io
Mety mety manana anao io
My love love love ah
Izy koa tsisy anao zah over
Anao my four leaf clover

Asiko peratra tananao
Volano jiaby izay rah ilainao
Ampiadaniko anao mamy aabhxhyd
Gater-ko ano niany
Azovy jiaby manadala anao
Kafiriko aby ra tia angalanao
Baby ako anao vadiko
Tsy ambelako ano no

Ka ra misy mbola fady ny antsika misaraka eh
Baby zah tsy ampirafy ano tsy ampitomany eh
I'mma make you my love oh love oh
Satria za efa in love oh love oh
Bad gyal baby-ko ano wpfmdse woah
Woah
Ka ra misy mbola fady ny antsika misaraka eh
Baby zah tsy ampirafy ano tsy ampitomany eh
I'mma make you my love oh love oh
Satria za efa in love oh love oh
Bad gyal baby-ko ano woah
Woah

Anao ahy eh
Anao ahy eh
Anao ahy eh
Anao ahy eh
Anao ahy eh
Za tsy anolo fa anao ahy eh
Anao ahy eh
Anao ahy eh
Anao ahy eh
Anao ahy eh
Anao ahy eh
Eh eh yeah
Anao ahy eh

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tefy Rak
Hits : 11
Likes : 0 Like
Created by : Nikk
Date : 25/10/2026 20:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0407