Tiaviko (Up Up Up) (Tefy Rak)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oooh, oh oh
Oooh, oh oh
Oooh, oh oh
Oooh, anao ahy eh
Oooh, oh oh
Oooh, oh oh
Oooh, oh oh

Zaho koa tsy misy anao, dia aoka
Izy koa misy anao, dia oba
Oba anao zaho oh
Koa efa anilanao zaho, tsy manahy
Manahy oh
Izay mangata-maso, aleo ho any eh
Love-n-tsika efa paré

Ho entiko anao
Up, up, up
Baby gyal eeh
Up, up, up
Aza manahy eh
Anao n’ina eh
Say you want me
Up, up, up
My one and only
Up, up, up
Aro viavy eh
Anao tiako eh

Fa efa anao koa ity foko eh
Baby, zaho efa tsy miala aminao
Ka raha hoe hiova topo eh
Zany hoan-tsika efa tsy azo atao
Anao kolokolohiko eh
Tsy ameko olo
Tsy asoloko hafa eh
Aro vady eh
Tiaviko, tiaviko anao oh

(Interlude)

Koa raha zaho’n la glace, tsy misy anao mitsonika
Miforetaka, potika
Kara andro fahavaratra
Anao, hwtmsi anao baby, abaribariko ah
Ataoko miavaka
Amin’ny maro oh

Ho entiko anao
Up, up, up
Baby gyal eeh
Up, up, up
Aza manahy eh
Anao n’ina eh
Say you want me
Up, up, up
My one and only
Up, up, up
Aro viavy eh
Anao tiako eh

Fa efa anao koa ity foko eh
Baby, zaho efa tsy miala aminao
Ka raha hoe hiova topo eh
Zany hoan-tsika dmqtde tononkira.serasera.org efa tsy azo atao
Anao kolokolohiko eh
Tsy ameko olo
Tsy asoloko hafa eh
Aro vady eh
Tiaviko, tiaviko anao oh

Fa efa anao koa tiaeku ity foko eh
Baby, zaho efa tsy miala aminao
Ka raha hoe hiova toetra eh
Zany hoan-tsika efa tsy azo atao
Anao kolokolohiko eh
Tsy ameko olo
Tsy asoloko hafa eh
Aro vady eh
Eh

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tefy Rak
Vangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nikk
Daty : 23/09/2026 20:35
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111