Izao lazaina azy (TARIKA TSIMOKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no mbola mahamay azy usrvsruu ny amiko?
Sa ve mbola tsy ampy ireo nataony tamiko?
Efa tsisy intsony, ifanoizako aminy,
Tapaka fa tsisy maminy.
Izao lazaina azy eh, raha mbola anontaniany
Mihevera tena hoe, f'ianao efa tononkira.serasera.org tsy tiany
Matoa tsy valiany o, taratasy mifanesy
Tokony ho tsapany fa diso adiresy
Ataony inona ary indray izay momba ahy?
Sa mavesatra aminy ny uweddr enjiky ny tsiahy?
Tsy adalana akory ny nanaovako ny tsara
Raha manenina izy efa tara
Izao lazaina azy eh, raha mbola anontaniany
Mihevera tena hoe, f'ianao efa tsy tiany
Matoa tsy valiany o, taratasy mifanesy
Tokony ho tsapany fa diso adiresy
Izao anampy izay ary, mbola tadiaviny
Manaja be azy hono eh, ilay vao notiaviny
Aza mandrera-tena o, manezaka taraina
Raha izy no antenaina dia ny bozaka qiaust isaina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TARIKA TSIMOKAHits : 3868
Likes : 0 Like
Created by : sitlo
Date : 04/04/2011 07:24