Ny eo anilanao (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ny fiainana Ry Jesosy o
Aloha tokoa tsy maharitra
emrc Zava-poana Hay mora lo
Tsy Fy nefa
Toa feno Mahafinaritra
REFRAIN:
mbola hafa re,
ny eo ANILANAO
Sambatra tokoa
Zay eo an-tratranao
Ho aiza moa zahay
tononkira.serasera.org Tompo Masina o
Aminao ny fiainana
Mandrakizay
INSTRU
2)Manoloana anay
Zao rehetra izao
Tsy Mety afa-po
Maro no irinay
Vola,laza bé
Mora lo
Tsy fy nefa
Toa feno Mahafinaritra
REFRAIN:
mbola hafa re,
ny eo ANILANAO
Sambatra tokoa
Zay eo an-tratranao
Ho aiza moa zahay
Tompo Masina o
Aminao ny fiainana
miqqf Mandrakizay
Ka mba ho Aminao
No mba irinay
Rahatrizay ka Tonga
Ny xdiv ora farany
Ny hiranay anie
Mbo hitohy ary
Hanandratanay
Ny voninahitrao
Sambatra tokoa
NY EO ANILANAO
Aloha tokoa tsy maharitra
emrc Zava-poana Hay mora lo
Tsy Fy nefa
Toa feno Mahafinaritra
REFRAIN:
mbola hafa re,
ny eo ANILANAO
Sambatra tokoa
Zay eo an-tratranao
Ho aiza moa zahay
tononkira.serasera.org Tompo Masina o
Aminao ny fiainana
Mandrakizay
INSTRU
2)Manoloana anay
Zao rehetra izao
Tsy Mety afa-po
Maro no irinay
Vola,laza bé
Mora lo
Tsy fy nefa
Toa feno Mahafinaritra
REFRAIN:
mbola hafa re,
ny eo ANILANAO
Sambatra tokoa
Zay eo an-tratranao
Ho aiza moa zahay
Tompo Masina o
Aminao ny fiainana
miqqf Mandrakizay
Ka mba ho Aminao
No mba irinay
Rahatrizay ka Tonga
Ny xdiv ora farany
Ny hiranay anie
Mbo hitohy ary
Hanandratanay
Ny voninahitrao
Sambatra tokoa
NY EO ANILANAO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HAHits : 144
Likes : 0 Like
Created by : Dimimi
Date : 05/07/2026 10:35
