Nasehonao (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tompo ! injao,
Henoko ny bitsikao
Manambitamby ahy ho Anao
Misalasala nefa aho
Sady koa
Toa tsy vonona
Ho an'i Jesoa
2- Ireo ditra rendrarendra
Hatrizay
Noho Ianao
Dia mendrika indray
Ekeko ny ho Anao
sbszhl Ry Jeso Tia
Fa babonao ny foko
zay nania
REFRAIN:
Nasehonao Jesosy o lay fitia
Manambitamby,
Miantso hoe oyvi avia
Ny sandrinao mahery
No mitantana a tthy
Ka vonona aho
Tsy manana ahiahy
3- Ampaherezo aho
Fandrao fefika
Maro ny loza
Mety handredrika
Ianao anefa Ray
No miantso zukawvwp ahy
Ka vonona aho
Handroso sy ho sahy
REFRAIN:
Nasehonao Jesosy o lay fitia
Manambitamby,
tononkira.serasera.org Miantso hoe avia
Ny sandrinao mahery
No mitantana ahy
Ka vonona aho
Tsy manana ahiahy
Henoko ny bitsikao
Manambitamby ahy ho Anao
Misalasala nefa aho
Sady koa
Toa tsy vonona
Ho an'i Jesoa
2- Ireo ditra rendrarendra
Hatrizay
Noho Ianao
Dia mendrika indray
Ekeko ny ho Anao
sbszhl Ry Jeso Tia
Fa babonao ny foko
zay nania
REFRAIN:
Nasehonao Jesosy o lay fitia
Manambitamby,
Miantso hoe oyvi avia
Ny sandrinao mahery
No mitantana a tthy
Ka vonona aho
Tsy manana ahiahy
3- Ampaherezo aho
Fandrao fefika
Maro ny loza
Mety handredrika
Ianao anefa Ray
No miantso zukawvwp ahy
Ka vonona aho
Handroso sy ho sahy
REFRAIN:
Nasehonao Jesosy o lay fitia
Manambitamby,
tononkira.serasera.org Miantso hoe avia
Ny sandrinao mahery
No mitantana ahy
Ka vonona aho
Tsy manana ahiahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HAHits : 162
Likes : 0 Like
Created by : Dimimi
Date : 05/07/2026 10:25
