Izaho Manaiky (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho manaiky

Izao manaiky Anao Ray Tsitoha
Ray Andriamanitry ny fanahiko
Tsy fihevitro re ny hevitrao
Nefa hay,làlam-piadanana
Zay nomaninao
mba hizorako hatramizao

• Raha ny qybr lasako ninia tsy nandre
Ny antsom-pitiavanao Raiko o
Sitrapon’ny nofo no reharehako
Nihatsaravelatsihy Ray o
Zaho mifona Aminao

• Tsy mba nanafay an-ditra Ianao
Fa nosaronanao fitia ny otako
Sambatra ny foko fa noraisinao
Zao anio izao aho Raiko o
Zaho hiverina Aminao

• Raha ny hoaviko efa adidinao
Izay no toky mamy nomenao ahy
Tano aho ry Ray tsy hanahy ihany koa
Asehoy ny herinao Ray tononkira.serasera.org o
Zaho matoky ny hrgyi asano bbtnaihn

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298