Ampidiro aloha ny tenimiafina
Harena soa (Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahorin'ny be harenaRava fananana
Fifalian'ny ory
Ny miandrandra
Ilay maraina vao
Aiza ho aiza hianao
Sao dia mifaly amin'ny
mamoana ho loa
Tsy aleo nao ve manantena
Ilay harena tsy mba misy
Kalalao na mpandromba
Fahorin'ny be harena
Rava fananana
Fifalian'ny ory
Ny miandrandra
Ilay maraina vao
Aiza ho aiza hianao
Sao dia mifaly amin'ny
mamoana ho loa
Tsy aleo nao ve manantena
Ilay harena tsy mba misy
Kalalao na mpandromba
Jesosy Kristy (Herena tsy mba loa)
Fa Jesosy Kristy (No lova tena soa)
Tapaka ny hevitro katsahiko amin'ny foko
Inty aho re maharitra mandrakizay
Raha harena ho ravarava
Tsy mba fiantehitra
Tsy hitondranao ho aiza
Ny vola aman-karena hireharehanao
Mba hevero ny ho avy
Ny fiainanao raha toa
Miala aminao ireo
Tsy aleo nao ve manantena
Ilay harena tsy mba misy
Kalalao na mpandromba
Raha harena ho ravarava
Tsy mba fiantehitra
Tsy hitondranao ho aiza
Ny vola aman-karena hireharehanao
Mba hevero ny ho avy
Ny fiainanao raha toa
Miala aminao ireo
Tsy aleo nao ve manantena
Ilay harena tsy mba misy
Kalalao na mpandromba
Jesosy Kristy (Herena tsy mba loa)
Fa Jesosy Kristy (No lova tena soa)
Tapaka ny hevitro katsahiko amin'ny foko
Inty aho re maharitra mandrakizay
Jesosy Kristy (Herena tsy mba loa)
Fa Jesosy Kristy (No lova tena soa)
Tapaka ny hevitro katsahiko amin'ny foko
Inty aho re maharitra mandrakizay
Mandrakizay, mandrakizay, mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanoran'ny Faritra Fahafito (TF7) - FLM TOBY FANANTENANA 67HAHits : 183
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 14/03/2025 06:19
