Tsy tiako intsony ianao (Taa Tense)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kotsan-dranomaso ny tavako tamin’ireny
Zaho mitomany anao isan’andro marary jery
Tsy nampoiziko ianao mbola hanambitamby sy hitady zaho
Lasa nenina ianao ankehitriny mahatsiaro ny fahiny
Tena tsy foiko ianao tononkira.serasera.org ttnmu tamin’ireny, amin’izao miala tsiny zaho
Zaho karaha lasa adala bjipndf miteniteny irery noratranao fo zaho
Ankehitriny tsy tantinao mahita ahy, zaho mitia olon-kafa
Zao ianao sahirana mifona, ianao tsy tiako intsony.
Raha misy olona iray mba tena yfvoxy tianao, anaovy ny tsara mba tsy anenenanao
K’aza variagna amin’ny fahafinaretana mandalo fa manimba raha maro io
Tiavo ilay nanaja anao, fandalovana izao fiainana izao
F’izaho esory an’eritreritrao, tsy tiako intsony ianao.
Taloha zaho foana no mandady aminao, na hadisoanao
Tsy mba tsapanao mihitsy izany, nohararaotinao ihany
Izy koa antegna tegna tia karaha olo voan’ny ahody e
Mba misy fetrany ihany fiaretako, fa zaho tia fa tsy himpody (azafady)
Fahoriana tato am-poko ny namoy ianao,
Tsy fidiny ho ahy ny hitoloko taminao
Ankehitriny foko efa lasan’olon-kafa, ianao toa tsy mahazaka
Izao ianao sahirana mifona, ianao tsy tiako intsony.
Tonony sy feony : Nathalie Hortense

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Taa TenseVangy : 30587
Mpankafy : 6 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/03/2015 19:29