Rànao Masina (TA.FA.MA (Taratry ny Fahazavana Mahazoarivo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Amafisinay fa ny ràn'i JesosyNo nanafaka ny fahotantsika
Fifaliam-be ery ho antsika rehetra,
Ka misaotra anao izahay ry Ray be indrafo
1- Amafisinay fa ny ràn'i Jesosy
No nanafaka ny fahotantsika
Fifaliam-be ery ho antsika rehetra,
Ka misaotra anao izahay ry Ray be indrafo
Isan'andininy(*2): (Ou ô ou ô ou ô)
Andriamanitra Ray be fitia,
Indreto izahay miankohoka aminao
Fo faly ravoravo no indro atolotra
Fa navotanao izahay tamin'ny RANAO MASINA
2- Ambarao torio ho ren'izao tontolo izao
Ny fanavotan-dehibe nataon'ny Ray
Aelezo hatrany ny fitiavany anao
Aza menatra mitory ny filazantsara
2- Ambarao torio ho ren'izao tontolo izao
Ny fanavotan-dehibe nataon'ny Ray
Aelezo hatrany ny fitiavany anao
Aza menatra mitory ny filazantsara
Isan'andininy(*2): (Ou ô ou ô ou ô)
Andriamanitra Ray be fitia,
Indreto izahay miankohoka aminao
Fo faly ravoravo no indro atolotra
Fa navotanao izahay tamin'ny RANAO MASINA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TA.FA.MA (Taratry ny Fahazavana Mahazoarivo)Hits : 379
Likes : 1 Like
Created by : Rindra Hubert
Date : 03/03/2022 18:47