Ravorona (Sôvazik)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravorona ôôô!!! fsccvlza Andeha ho aiza ianao
oh Ravorona ôôô!!! Andeha ho aiza ianao
Hamakivaky ny habakabaka eee!!!
Fa mahatsiaro ny any aminay ahah
Hamakivaky ny habakabaka eee!!!
fa mahatsiaro ny any aminay ahah

Mahatsiarotsiaro ny any an-tanàna
sy ny sôva mafanafana
miaraka amin'ireo bandy akama!!
toy izany ny any aminay
mofo anana be sakay
makamaka fa tononkira.serasera.org toa milay

mahavariana an'ireo mpandalo
revirevy sy kalokalo
dihin-drazana mifangaro!!
na ny tanora na fotsy volo
samy naka teo daholo
tsy andoavana na raopolo

ô Radoda ôôô!!! Andeha ho aiza ianao
Radoda ôôô!!! Andeha ho aiza ianao
hamokovoko mba hiatsinana eee!!!
maika ho any an-tanana any ahah
hamokovoko mba hiatsinana eee!!!
maika ho any an-tanana any ahah

Mahatsiarotsiaro ny any an-tanàna
sy ny sôva mafanafana
miaraka amin'ireo xagwdyn bandy akama!!
toy izany ny any aminay
mofo anana be sakay
makamaka fa toa milay

Hamakivaky ny habakabaka eee!!!
Fa mahatsiaro ny any aminay ahah
Hamakivaky cnhu ny habakabaka eee!!!
fa mahatsiaro ny any aminay ahah
Hamakivaky ny habakabaka eee!!!
Fa mahatsiaro ny any aminay ahah
Hamakivaky ny habakabaka eee!!!
fa mahatsiaro ny any aminay ahah

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Sôvazik
Hits : 1342
Likes : 0 Like
Created by : ibabely
Date : 10/10/2020 09:37
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0208