Sôvazik

Hampiditra sary Nampiditra ibabely
07/10/2020 11:55
Hiran'i Sôvazik 1 Jereo eto
Vangy : 310
Mpankafy : 0 Ankafizo
Tarika milalao ny mozika sova sy ny gadona rehetra, mozika miaina, mozika malalaka, mizara sy mitazona ny lokon'ny mozika malagasy nentim-paharazana sy ny nentim-pahazarana! Dimy 5 mianadahy ny mpikambana ao @ tarika!!!

Aponga: Beta
Feo: Mamanga
cajon: Tiavina
Gitara Bass: Ibabely
Gitara: Jaja

Hevitra momba an'i Sôvazik

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Sôvazik (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111