HO AN'NY LALANA (SAMANTHA SY KAYAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Adalan’izay hanipaka fa ny lalana no hanjakaAn’ny lalana ny laka hh no mpanjaka
Ny kolotora hanjakazaka,kolotora lalimpaka oya oya oya
Reveko ity mpaharain’ny andro oy oy
Reveko tsisy vonjy tavan’andro ya
Micro,micro,insta,insta
Tsy homeko an’izan’iza fa lafo vidy ny ahy
Hiady isika ho an’ny hh milay
Hiroso fa tsy hanao ilay fombafomban’ny fanday
F’ity ilay reharehan’ny kolotsain’ny arabe
Arabe, renao ve
Reveko ity mpaharain’ny andro oy oy
Reveko tsisy vonjy tavan’andro ya
Micro,micro,insta,insta
Tsy homeko an’izan’iza fa lafo vidy ny ahy
Ataoko hoe ho an’ny lalana ny zava bitako hatrizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMANTHA SY KAYAHHits : 2605
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 07/06/2003 07:15