Vonona (roger raoël)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fknojov Eny e, hoy ny vetsovetso
Izay nampiana kalokalo
Na ho anay manokana aza
Izao tontolo izao mandalo
Ka hilomanosako eto
Hanamparako ny dia
Moa tsy zava-poana raha tsy misy ny fitia
Raha katsahinao tokoa
Ilay fitia tsy manam-petraHitohofanao ny zfcm mamy
Amin’ny andronao rehetra
Ity ny tenako tononkira.serasera.org voababo
Efa vonona ho anao
Indreo ny hareko manontolo
Hifalio sy hanjakao lnnm e!!
Izay nampiana kalokalo
Na ho anay manokana aza
Izao tontolo izao mandalo
Ka hilomanosako eto
Hanamparako ny dia
Moa tsy zava-poana raha tsy misy ny fitia
Raha katsahinao tokoa
Ilay fitia tsy manam-petraHitohofanao ny zfcm mamy
Amin’ny andronao rehetra
Ity ny tenako tononkira.serasera.org voababo
Efa vonona ho anao
Indreo ny hareko manontolo
Hifalio sy hanjakao lnnm e!!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : roger raoëlHits : 2437
Likes : 0 Like
Created by : rafangotsohana
Date : 15/10/2008 15:27
