mandrora mitsilany (roger raoël)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy hadisoako anefa, fa ny fahantrako angaha
No nandosiranao ravorona, sy nandaozanao ny saha
Efa tsy anjarantsika mantsy, ny hiray tokantrano
’Ndao isika hifanadino, sy hifampitso-drano
Nosarahinao tamin-kery akia, ny ravina sy taho
Izany angaha no lahatra , adinoy tanteraka aho
Navelanao irery aho, dia nilaozanao fa voa
Fantatrao fa mety izany ka atao ahoana moa
izao ihany no tononkira.serasera.org mba teniko, ireny lasa tsy miverina
Indro ianao ankehitriny fa kinaikitry ny nenina
Ka hangaihay foana, sy ho menatra satria
Tsy namakafaka akory, vao nanosy ilay fitia
Matahora koa tody, ry nspczyt mandrora mitsilany
Aoka ho tadidinao, boribory anie mqyhkdk ny tany
Satria ny nafafy ihany anie, no tsy maintsy hojinjaina
Ka tsy azonao qhzojw lavina na mazoto na malaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : roger raoëlVangy : 2574
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafangotsohana
Daty : 15/10/2008 15:33